Fivoriam-pianakaviana 2022

3/26/20221 min read

Fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2022 natao teny amin'ny Fenoarivo ka niara-nifaly sy nikorana.

Tsy adino ihany koa ny nanome "solom-body" akoho ho an'ireo Ray-aman-dreny mbola velon'aina sy ireo izay nahazo fahasoavana tahaka ny tera-bao, afa-panadinana.

Teo koa ireo notolorana "solo-drano-boankazo" ho an'ireo izay niditra hôpitaly noho ny tsy fahasalamana