ACCRA

ACCRA dia fikambanam-pianakaviana midika hoe "Association Cousin-Cousine RAOELIJAONA".

Natsangan'ireo zoky voalohany ity fikambanana ity mba hisian'ny fifankatiavava sy fifanampiana eo amin'ny fiainana na amin'ny sarotra na amin'ny mora satria dia izay no nataon'ireo Ray-aman-dreninay tamin'izany fotoana izany mba niatrehan'izy ireo ny fiainana tamin'izany.

Tazominay cousin-cousine hatrany izany soatoavina izany mba hiatrehanay ihany koa ny fiainananay ka ataonay "lova" hapetraka ho an'ny taranaka faramandimby.