Fivoriam-pianakaviana 2023
Fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2023 natao teny amin'ny Fenoarivo ka niara-nifaly sy nikorana.
Tsy adino ihany koa ny nanome "solom-body" akoho ho an'ireo Ray-aman-dreny mbola velon'aina sy ireo izay nahazo fahasoavana tahaka ny tera-bao, afa-panadinana.
Teo koa ireo notolorana "solo-drano-boankazo" ho an'ireo izay niditra hôpitaly noho ny tsy fahasalamana









