Mariazy Enzo&Stella

12/21/20211 min read

Toto-rebika ny lanonana ny fanamasinana fanambadian'i Enzo sy Stella izay notrohin'ireo fianakaviana maro be.

Niara-nifaly na ny Ray-aman-dreny na ny tanora na ny ankizy, samy nahazo ambiansa sahaza ho azy ny tsirairay.

Ny masoandro mody no nampalahelo ...